Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

18 Novambra 2007

Tantara tamin'ny 18 Novambra 2007

Brezila : Tsy misy Aterineto efa ho 95 ora, 43 min, 17 sek, dia mbola mitohy …

I Gabriela Zago izay voatery miblaogy avy any amin'ny Cyber any Brezila nanomboka tamin'ny Talata nohon'ny fahatapahan'ny tambanjotra Aterineto tao an-tranony, dia mitantara fa ny tolotry ny orinasa Brasil Telecom dia vao mainka miha-ratsy : « Pelo telefone, informaram que os fios de conexão haviam sido furtados, mas que o...

Egypta : Ampijaliana am-pigadrana ny mpiblaogy Kareem

Ny mpiblaogy Egyptiana Kareem Sulaiman, izay voaheloka hanefa efatra taona am-pigadrana, dia misedra fampijaliana any am-pigadrana araky ny fambaran'ny Tambanjotra Arabo ho fampahafantarana ireo raharaha mikasika ny zon'ny olombelona [The Arabic Network for Human Rights information | Réseau Arabe pour les Droits de l’Homme] sy ny Centre Hisham Mubarak, araka...