- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Brunei : Matavy loatra

Sokajy: Broney, Fahasalamàna, Sakafo

Ny mpiblaogy Old Man [Antidahy] dia manontany tena mikasika ny fihanaky ny  hatavin'ny [1] mponina any Brunei :

« BRUNEI Darussalam is the most obese nation in the Southeast Asian region…. a local medical expert said. […]
Nearly one in three of Brunei's youth is overweight or obese – Minister's comments during World Diabetes day yesterday. »

« BRUNEI Darussalam no firenena matavy indrindra aty amin'ny faritry Azia Atsimo Atsinanana … araky ny filazan'ny dokotera eo an-toerana […]
Efa manakaiky ny iray ampahatelon'ireo zatovo aty Brunei no mavesatra loatra na matavy loatra – hoy ny Ministra iray omaly, nandritra ny fankalazana ny andro hiadiana amin'ny Diabeta. »

Preetam Rai [2]