- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Japàna : Fanavakavahana ara-trano

Sokajy: Japana, Fifindràmonina, Zon'olombelona

Ny mpiblaogy James dia mitatitra ao amin'ny blaogy Japan Probe momba ny raharaha mikasika ny fanavakavahan ara-trano mahazo ny vahiny mipetraka [1] any Japàna :

« The Japan Times ran an article over the weekend entitled “Foreigners still dogged by housing barriers,” which highlighted the fact that many building owners and real estate agencies in Japan refuse non-Japanese customers. »

« Tamin'ny faran'ny herinandro lasa teo, ny gazety Japan Times dia namoaka lahantsoratra mitondra ny lohateny hoe “Mbola maro ireo fefy manakana ny vahiny tsy hahazo trano,” izay mampiharihary fa mbola maro amin'ireo tompon-trano sy orinasa mpitrandraka ny fanofan-trano any Japàna no mandà tsy hiara-miasa amin'izay teratany vahiny. »

Oiwan Lam [2]