- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina : Fiaro efa nampiasaina

Sokajy: Shina, Toekarena sy Fandraharahàna

Ny mpiblaogy Kenneth Tan dia mampitandrina ao amin'ny blaogy Shanghaiist fa ireo mpampiasa fehy volo vidiana mora [1] :

« Ladies (and guys with long hair), resist from buying those cheap hair bands you find at the mom and pop stores in your ‘hood because the news is out that some of them are made from USED condoms »

« Ry tovovavy (ny tovolahy izay lavavolo ko torak'izany), aza maimaika mividy ireny fehy volo  mora vidy eny amin'ny fivarotana madinika ireny satria nambaran'ny vaovao fa ny sasany amin'izy ireny dia navadika avy amin'ny fiaro EFA NAMPIASAINA »

Oiwan Lam [2]