Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Afrika : Fomba fandoavam-bola mampiasa feo any Afrika

Ny mpiblaogy Olivier Gabirault dia mitatitra mikasika ny Maâtcard, izay fomba fandoavam-bola vaovao namboarina manokana hanamaivana ny fampiasana azy amin'ireo firenena andalam-pandrosoana toa an'i Afrika :

« une carte de paiement acoustique, présentée comme une première mondiale, qui vise en priorité les populations des pays émergents peu dotés en infrastructures bancaires. Baptisée Maâtcard, elle doit être commercialisée au Cameroun dès avril prochain, avant d'arriver courant 2008 au Sénégal, en Côte d'Ivoire et au Gabon »

« ny feo no ampiasain'izany karatra fandoavam-bola izany, izay nampahafantarina ho toy ny tolotra tokana manerana izao tontolo izao, ary naompana indrindra ny mponina amonina any amin'ireo firenena andalam-pandrosoana izay tsy mbola ahitana ireo fitaovana ara-banky manara-penitra. « Maâtcard » no anarany ary manomboka hampiasaina any Kamerona dieny amin'ny Avrily ho avy izao izy, alohan'ny hiparitahany any Senegaly, sy Côte d'Ivoire ary Gabon, amin'ny taona 2008. »

Jennifer Brea

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.