- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sierra Leôna : Mandro ao anaty sô

Sokajy: Sierra Leone, Zavakanto & Kolontsaina

Ny mpiblaogy Sandra monina any Freetown, dia mitatitra mikasika ny fandroana ao anaty sô fahita any Sierra Leôna [1] :

« In my last post, I mentioned having to take a bucket shower. To some this may sound strange. But for most people in Sierra Leone, this is daily routine. »

« Tamin'ny lahantsoratro farany dia nitantara aho ny fandroana ao anaty sô. Mety ho hafahafa tamin'ny sasany ny fandre izany. Anefa hoan'ny ankamaroan'ny mponina aty Sierra Leôna dia zavatra andavan'andro mahazatra izany »

Ndesanjo Macha [2]