- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nizeria: Milina azo ampiasana ny karatra Visa hakana vola samirery

Sokajy: Nizeria, Toekarena sy Fandraharahàna

Ny mpiblaogy David Ajao dia nahita milina fakam-bola samirery [1] azo ampiasana ny karatra Visa :

« I was plesantly surprised last night to discover that ATMs that support Visa cards are now available in Nigeria »

« Omaly alina aho dia faly sady variana raha nahita fa hay efa misy milina azo ampiasana ny karatra Visa hakana vola samirery aty Nizeria »

[Fantatra koa amin'ny anarana hoe « Cash machine » ny ATM | automated teller machine [2], na GAB | guichet automatique bancaire, na DAB | distributeurs automatiques de billets [3]]

Ndesanjo Macha [4]