Ny mpiblaogy Luis Ramirez izay mambran'ny OLPC any Shily dia mitantara ao amin'ny blaogy One Laptop Per Child News [Solosaina Iray Isan'Ankizy] izay teti-panorona kasaina apetraka mba hatrany ny tanjony dia ny :
« achieve free and permanent access to computers for at least 1 million Chilean children living in poverty before our bicentennial (2010) »
« hanantanteraka mialoha ny [fankalazana ny] taon-jato roa (2010), hoan'ny ankizy miisa 1 tapitrisa fara-faharatsiny, izay ahafahan'ny ankizy miaina ao anatin'ny fahantrana, mampiasa solosaina mamaimaim-poana sy maharitra »
1 hevitra