Tantara tamin'ny 12 Novambra 2007
Ekoatera : I Correa no mamihoditra indrindra any Amerika Atsimo
Ny mpiblaogy Cronica Cero [Espagnôla] monina any Ekoatera dia mitatitra ny fitsampan-kevim-bahoaka izay notanterahina manerana an'i Amerika Atsimo ary nahitana fa ny Ekoaterana Rafael Correa no filoham-pirenena mamihoditra indrindra :...
Shily : Teti-panorona hoan'ny OLPC
Ny mpiblaogy Luis Ramirez izay mambran'ny OLPC any Shily dia mitantara ao amin'ny blaogy One Laptop Per Child News [Solosaina Iray Isan'Ankizy] izay teti-panorona kasaina apetraka mba hatrany ny tanjony...
Iran : Sarin-javaboahary amin'ny andro fararano
Sangany amin'ireo blaogin-tsary Iraniana i Kosoof, nametraka sary ahitana ny zava-boahary amin'ny andro fararano any Iran izy. Hamid Tehrani
Kôngô (RDK) : Izany no hoe tsy nampoizina
Ny blaogy Extra Extra dia mizara ny fomba fijeriny mandritra ny dia mitondra azy niverina any Kôngô : « I’m still reeling from returning to Congo to find Kinshasa flooded...
Afrika : Mpanao gazety tandrefana manandrakandrana an'i Afrika
Ny mpiblaogy Arjen Westra dia mitantara ny diany voalohany tany Tôgô sy Nizeria : « My first visit to Nigeria years ago, I did not get the AK47 roadblocks every...