- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tanzania : Miantso amin'ny finday eo am-piandrasana ny kiraronao ho vita borosy

Sokajy: Tanzania, Teknolojia, Toekarena sy Fandraharahàna

Any Tanzania, raha mbola eo am-piandrasana ireo kiraronao ho vita borosy ianao dia afaka koa miantso amin'ny finday [1] :

« The telecommunication leader in Tanzania Vodacom, is leveraging the network of professional shoe shiners dispatched throughout the city. »

« Vodacom izay orinasa lehibe indrindra mitrandraka ny telefaonina any Tanzania dia manankina ny fanapariahana ny traikefany ao an-tanàna amin'ny alalan'ny fiarahany miasa amin'ireo mpiborosy kiraro matihanina »

Ndesanjo Macha [2]