- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika : Fikarohana momba an'i Afrika ao amin'ny « New-York Times »

Sokajy: Media sy Fanoratan-gazety

Manontany ny blaogy Africa Flak raha mba mahay mikorana koa ny mponina any Afrika ? [1] :

« Using a simple search method at the New York Times, the terms “AIDS” + “Africa” brought back 250 stories published in the past year. What I didn’t say was that searching the terms “Africa” + “fun” returned 91 hits. »

« Fitaovana tsotra no nampiasaiko dia ny fikarohana lahantsoratra tao amin'ny vohikalan'ny gazety “New-York Times”, raha nampidiriko ny teny “SIDA” + “Afrika” dia miisa 250 ireo lahantsoratra nivoaka tamin'ny taon-dasa. Ny zavatra tsy nambarako anareo anefa dia ny hoe efa nikaroka koa aho nampiditra ny teny “Afrika” + “korana” ka 91 monja ireo valinteny azoko. »

Ndesanjo Macha [2]