Afrika Atsimo : News24.com no voalohany nahatratra ny isa 1 tapitrisa

Ny vohikalam-baovao News24.com no vohikala voalohany nahatratra mpitsidika miisa 1 tapitrisa isam-bolana tany Afrika Atsimo :

« My marketing team at 24.com are going to think that I am naughty to scoop our own press release but I could not resist. It is such a proud moment. NEWS24.com last week became the FIRST EVER South African website to achieve 1 000 000 South African unique browsers in a calendar month. »

« Fantatro fa hihevitra izao ny ekipa “marketing” -n'ny vohikala 24.com fa tena adaladala ihany aho satria vaovao mikasika anay ihany ve no hatao matoan-dahantsoratra anefa tsy aritro fa ataoko ihany. Atao akory fa fotoana azo ireharehana izao. Tamin'ny herinandro lasa, ny vohikala NEWS24.com no vohikala taty Afrika Atsimo nahatratra VOALOHANY HATRY IZAY HATRY IZAY ny mpamangy miisa 1'000'000 ao anatin'ny volana iray. »

Ndesanjo Macha

2 hevitra

Ajanony ihany

Hiresaka koa -> jentilisa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.