Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

11 Novambra 2007

Tantara tamin'ny 11 Novambra 2007

Tanzania : Miantso amin'ny finday eo am-piandrasana ny kiraronao ho vita borosy

Any Tanzania, raha mbola eo am-piandrasana ireo kiraronao ho vita borosy ianao dia afaka koa miantso amin'ny finday : « The telecommunication leader in Tanzania Vodacom, is leveraging the network of professional shoe shiners dispatched throughout the city. » « Vodacom izay orinasa lehibe indrindra mitrandraka ny telefaonina any Tanzania...

Afrika : Fikarohana momba an'i Afrika ao amin'ny « New-York Times »

Manontany ny blaogy Africa Flak raha mba mahay mikorana koa ny mponina any Afrika ? : « Using a simple search method at the New York Times, the terms “AIDS” + “Africa” brought back 250 stories published in the past year. What I didn’t say was that searching the terms...

Afrika Atsimo : News24.com no voalohany nahatratra ny isa 1 tapitrisa

Ny vohikalam-baovao News24.com no vohikala voalohany nahatratra mpitsidika miisa 1 tapitrisa isam-bolana tany Afrika Atsimo : « My marketing team at 24.com are going to think that I am naughty to scoop our own press release but I could not resist. It is such a proud moment. NEWS24.com last week...