- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia: Revolisiona sy Firaisampirenena

Sokajy: Rosia, Fitantanam-pitondrana, Foko sy Fiaviana, Politika, Tantara

Ankalazaina amin’ity taona ity ny faha-90 taonan’ny Revolisiona 7 novambra 1917 tanyRosia. Sean's Russia Blog [bolongan’i Rosian’i Sean] no nanoratra ireo zavanitranga nahatonga nyBoltshevika hiroborobo [1]  sady nofarifaritany ihany koa fa “azony tamin’ny fomba demokratika ny fahefana”; nosoratany ihany koa ny fandisoan-tantara ataon’ny mpanohitra Rosiana [2]. Moscow Through Brown Eyes [ Moskoa jeren’ny maso miloko volontsôkôlà] kosa te hitady izay hanoloana ny fetin’ny fito novambra [3] tahaka ny – Andron’ny firaisam-pirenena, marihina isaky ny 4 novambra – sy ny Matso Rosiana [4] marihina amin’io andro io. A Soviet Poster A Day kosa miantso hamerina ny fampiasana ny  saina rosiana taloha fony mbola Sovietika [5] ary manome dika (vaovao) amin’izany antso izany.

Veronica Khokhlova [6]