- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Ry Mogabe ô, iangaviana re mba mialà amin'izay !

Sokajy: Zimbaboe, Fanoherana, Politika, Zon'olombelona

Ny blaogy This is Zimbabwe dia mampiseho sarina mpanohitra iray izay mitondra taratasy [1] misy ny soratra mena hoe :

« Pliz Mugabe must go now, people are starving »

« Ry Mogabe ô, iangaviana re mba mialà amin'izay fa efa tena mosarena ny vahoaka »

Ndesanjo Macha [2]