- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika : Famerana ny “filàna ravinahitry ny manam-pahaizana any ivelany”

Sokajy: Libia, Fampandrosoana, Fifindràmonina

Tsy fototra olana fa voka-dratsy ny filan'ny manampahaizana Afrikana ravinahitra any ivelany [1], hoy ny mpiblaogy Omodudu :

« I now know that African think tanks are gathered in Libya trying to tackle the “The Brain Drain Issue” (Would definitely work for a movie title). I am glad that the word “managed” is used and not ‘stop’ or any other grander sounding verb, as a show of force »

« Fantatro fa mivory any Libya ankehitriny ny mpikaon-doha Afrikana mba itadiavana izay fomba hamerana ireo “filana ravinahitry ny manam-pahaizana any ivelany” (tena mety ho lohatenin'ny sarimihetsika mihitsy). Faly aho fa ny fototeny “fitantanana” no ampiasaina fa tsy ny “fanakanana” na fototeny hafa izay mampiseho fanamparana fahefana »