- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kôngô (RDK) : Fitanterana entana any Kinshasa

Sokajy: R.D. Kongo, Fampandrosoana, Tsidika

Ahoana no fomba itanteranao entana raha any Kinshasa ianao? Ny blaogy Congo Girl dia manazava [1] :

« People move items around by vehicle a lot of the time, but it's not always an option. If you don't have a truck on hand, you can always rent a guy with a wheelbarrow »

« Ny fiarakodia no fampiasan'ireo olona mila fitanterana entana amin'ny ankamaroan'ny fotoana, kanefa tsy voatery ho izany fa raha tsy mahita fiarabe azo raisin-tànana azo ampiasaina avy hatrany ianao, dia afaka manakarama koa sarety tarihin'olona »

Ndesanjo Macha [2]