Ny blaogy Kathmandu Speaks dia manolotra ny heviny mikasika ny toe-draharaha any Pakistana :
« Can democracy really prevent Pakistan from slipping into chaos, anarchy and violence?
I really don’t know but I’ve admired Musharraf for bringing Pakistan where it stands now- it’s not so bad! I know people are angry and want ‘democracy’, but I have lost my faith on democratic leaders there as well. »
« Afaka hiaro an'i Pakistana tsy hirona higorisa any amin'ny korontana sy ny herisetra tokoa ve ny Demôkrasia ?
Izaho aloha tsy mahalala anefa dia midera ny filoha Musharraf aho amin'ny nitarihany an'i Pakistana amin'ny toerana misy azy ankehitriny – tsy dia azo lazaina hoe ratsy ! Fantatro koa fa tezitra ny vahoaka izay maniry “demôkrasia”, fa raha izaho aloha dia efa very fitokisana ireto lohandohany mpitarika ara-demôkrasia. »