- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Emirà Arabo Mitambatra : Nilatsaka ny orana tany Dobay !

Sokajy: Emirà Arabo Mitambatra, Tontolo_iainana

Ny mpiblaogy Seabee izay monina any Dobay dia tsindrian-daona be ihany mitatitra sy mametraka sary [1] satria nilatsaka ny orana [erikerika] tany Dobay :

« I can't remember the last time we had rain – sometime last winter obviously – but we had a little bit today.  »

« Tsy tsaroako intsony izay fotoana farany nilatsahan'ny orana taty – mazava ho azy fa ho tamin'ny “ririnina” lasa – anefa dia nisy kely nilatsaka androany »

Amira Al Hussaini [2]