Afrika: Fanafotsiana ny tantaran'i Afrika

Indro asehon'i Sokari antsika manaraka etoana (sy ao amin'ny bolongany) ny ohatra iray amin'ny fanadisoana ny tantara Afrikana. Hoy izy manao hoe:” Efa bebe ihany izay fampidiram-bolongana amin'ny tantaran'i Afrika iniana ampanginina nataoko izay fa eto indray dia jereo ireto sary roa manaraka ireto. Tsy vitan'ny hoe tantara tsy nolazaina ny tamin'ity indray mitoraka ity. Matetika rehefa lazaina ny tantara dia ahitsy indray mandeha mba anesorana anay (mainty) tsy ho mpandray anjara amin'ilay tantra mihitsy. Eto ary dia lazao hoe amin'ny fomba ahoana moa no ilazana fa tsy niy firazanana mainty ny Ezipsiana Fahagola? (jereo ny rohy eo ambony fa ho variana ianao)

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.