Ezypta : Hanatrika ny fihaonamben’ny tanora Arabo ny mpibilaogy.

Araka ny notaterin’ny mpampidi-bolongana Toniziana Amin dia ekena ho vondrona iray afaka manatrika ny Fihaonamben’ny Tanora Arabo Voalohany hotontosaina any Egypta ny 19 ka hatramin’ny 22 novambra ho avy izao ny mpampidi-bolongana (mpibilaogy ho an’izay mety tsy mahazo). « Efa hikarakara ny kenokenona omanina (fanazavana, trakitra…) hampahalalana amin’ireo mpandray anjara, vahiny, mpitsidika na izay mety ho mpiara-miombon’antoka na mety hiara-miasa ny momba ny kolontsain’ny fampidiram-bolongana (ny fanaovana blaogy) ireo olona anatin’ity vondrona ity » hoy ny fanazavany.

Amira Al Hussaini

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.