Tantara tamin'ny 07 Novambra 2007
Nepàla : Momba ny toe-draharaha any Pakistana
Ny blaogy Kathmandu Speaks dia manolotra ny heviny mikasika ny toe-draharaha any Pakistana : « Can democracy really prevent Pakistan from slipping into chaos, anarchy and violence? I really don’t...
Emirà Arabo Mitambatra : Nilatsaka ny orana tany Dobay !
Ny mpiblaogy Seabee izay monina any Dobay dia tsindrian-daona be ihany mitatitra sy mametraka sary satria nilatsaka ny orana [erikerika] tany Dobay : « I can't remember the last time we...
Afrika : Hanampy tanàna Afrikana hivoaka amin'ny fomba fiainan'ny Ntaolo amin'izay !
Ny mpiblaogy Kenny dia mamoavaofy mikasika ireo fomba fijery ireo ezaka fampandrosoana any Afrika : « As you read through the article, many of the project objectives seem worthy enough – access to clean...
Afrika: Fanafotsiana ny tantaran'i Afrika
Indro asehon'i Sokari antsika manaraka etoana (sy ao amin'ny bolongany) ny ohatra iray amin'ny fanadisoana ny tantara Afrikana. Hoy izy manao hoe:” Efa bebe ihany izay fampidiram-bolongana amin'ny tantaran'i Afrika...
Ezypta : Hanatrika ny fihaonamben’ny tanora Arabo ny mpibilaogy.
Araka ny notaterin’ny mpampidi-bolongana Toniziana Amin dia ekena ho vondrona iray afaka manatrika ny Fihaonamben’ny Tanora Arabo Voalohany hotontosaina any Egypta ny 19 ka hatramin’ny 22 novambra ho avy izao...