- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Hetsika manokana ataon'ny Global Voices hitaterana ny toe-draharaha any Pakistana

Sokajy: Fitantanam-pitondrana, Lalàna, Politika, Vaovao Mafana

Ho fanazavana ny toe-draharaha manokana [1] izay mitranga any Pakistana tamin'ny 3 Novambra 2007, dia namorona pejy manokana [2] izahay ahafahana manaraka izay vaovao rehetra taterinay momba ny fivoatry ny raharaha any an-toerana miampy fanampim-baovao matetika avy amin'ireo blaogy miteny Anglisy sy fampahalalam-baovao. Aza misalasala manopi-maso ny Pejy natokana hitaterana ny toe-draharaha any Pakistana [Pakistan Emergency 2007 Special Coverage Page] [2].

Georgia Popplewell [3]