- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Albanie: Fanasandamban i Tirana

Sokajy: Eoropa Afovoany & Atsinanana, Albania, Saripika, Tsidika, Zavakanto & Kolontsaina

Izay mahita mety ho tsipaky ny hehy, ny hafa kosa karazan'ny rikoriko ihany: Mba mieritreritra ny handravaka amin'ny fomba miavaka [1] ny tranony izay tsy maintsy ihafiana onenany ny olona ao aminy na dia tsy tiany loatra aza ny mipetraka ao, dia jereo eto (tsindrio eto) [1] ange ny ataon'ny mponina amin'izany tanàna izany. Sary nalain'i mpanolo-bolongantsary Man In Tirana[EN] tamin'ny volana Aogositra lasa teo (via Albanian Blogger).

Veronica Khokhlova [2]