- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kenya : Umoja, tanàna natokana hoan'ny vehivavy

Sokajy: Fampandrosoana, Vehivavy sy Miralenta, Zon'olombelona

Ny blaogy Black Looks dia manapariaka sarimihetsika [1] nalaina tany Umoja [2], tanàna any Kenya natokana hoan'ny vehivavy ary naorin'ireo akanga izay sisa nanamborana tamin'ireo vehivavy nisedra fanolanana, na fanambadiana an-tery na koa vehivavy noverezin'ireo mpiara-monina taminy zo [ka voatery nandao ny tanànany sy lasa-sesi-tany].

Jennifer Brea [3]