- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nizeria : Mipetraka ireo fanontaniana taorian'ny lozam-pifamoivoizana izay nandraisan'ny fiarabe mpitatitra solika anjara

Sokajy: Nizeria, Voina

Ny blaogy Grandiose Parlor dia mitsikera ny toe-draharaha mahatonga ny lozam-pifamoivoizana izay nandraisan'ny fiarabe mpitatitra solika anjara [1] tany Lagos :

« How long will people keep getting their lives snuffed out and suffer the most agonizing deaths because our national infrastructural system is in shreds and our social values and sensitivities long flushed down the toilet ? »

« Mandra-pahoviana ny aim-bahoaka no haripaka sy hiala aina amin'ny fahoriana izay faran'ny mampijaly satria ireo fitaovana hoenti-manana eto anivon'ny firenentsika dia rotika toy ny lamba tonta ary ireo fahendrena nijoroan'ny fiaraha-monintsika zary avalana hoentin'ny rano toy ny amin'ny trano fivalananana ? »

Jennifer Brea [2]