Tantara tamin'ny 03 Novambra 2007
Tonizìa : Voasakana koa ve i Youtube ?
Mpiblaogy Tonizìana maromaro no niara-nitatitra ny tsy fahafahan-dry zareo hijery ny vohikala mpanapariaka sarimihetsika maro mpankafy Youtube androany [2 Novambra 2007]. Raha toa ka misy tokoa ny fanamarinana izany fanakanana...
Barbàda : Kojakoja andavan'andro
Ny blaogy Notes From The Margin dia mizara ny fijeriny momba ny fomba fitantanan'ny governemanta ireo tranom-panjakana ary mampiseho izay mety ho fiantraikan'izany amin'ny fidangan'ny fiakaran'ny trosam-pirenen'i Barbàda : «...
Myanmar: Tapaka indray ny aterineto
Tapaka indray ny rohy mampifandray amin'ny any ivelany amin'ny alalan'ny aterineto. Voalazan'ny ao amin'ny rohy fa vao noroahin'ny mpitondra jadona hiala ny taniny ihany koa ny diplaomatinn'y Firenena mikambana iray....
Tshady : Fahafaham-baraka ateraky ny fanaganan-jaza ataon'ny ONG Frantsay iray
Ry Sambo fiaran'i Zoé, « manempotra ahy ny fitiavanao ! » Ny blaogin-dRaprezy! [Le blog du Prési!] izay diam-penina mpiblaogy Kameroney iray miteny Frantsay dia mamoavoafy mikasika ny fahafaham-baraka vao...