- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Jordana : Mpiblaogy Aostraliana mahatratra 108 taona

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Oseania, Aostralia, Jordania, Hafanàm-po nomerika

Nisarika ny saintsika rehetra [1] ny i Ola Eliwat avy any Jordania mba hamantatra fa mbola mampiditra bolongana (mibilaogy) ihany ny Olive Riley [2] (izay vehivavy tompoko!) avy any Aostralia na dia efa mahatratra 108 be izao aza ny taonany! Tsy mampino ny maheno izany taona izany! Ary ianao io moa mba firy taona?