02 Novambra 2007

Tantara tamin'ny 02 Novambra 2007

Mitady tolotra tetikasa madinidinika tsara tohanana indray ny rising voices

02 Novambra 2007

Ny 30 novambra 2007 no andraisana ny tolotra farany. Manaiky ny handray ireo tolotra tetikasa (avy amin’olo-tsotra) mety hahazo vatsy hatramin’ny $5.000 indray ny Rising Voices, rantsa-mangaikan’ny Global Voices aty amin’ny firenena ankoatra ny tany mandroso. Izay te-handray anjara amin’izany dia handahatra amin’ny antsipirihany sy amin’ny endrika vaovao ny fomba...

Arzantina: nandresy tamin’ny fifidianana tsy nahasarika I Kirchner

  02 Novambra 2007

Vita ny fifidianana tao Arzantina. Misy milaza fa io angamba ny fifidianana tsy nahasarika indrindra hatramin’ny niverenan’ny demokrasia tamin’ny taona 1983. Roa andro mialoha ny fifidianana anefa dia tsy misy marika amantarana izany teny an-dalana ankoatra ny afisy vitsivitsy. Tsy nandray anjara tamin’ny raharaha ny ankamaroan’ny olom-pirenena, nefa tsy midika...

Armenia : Mariazin’ny Mafia

  02 Novambra 2007

Asehon’ny Hetsi-panafahana sosialista Armeniana Armenian Libertarian-Socialist Movement  amin’ny alalan’ny rakitsarimihetsika ho an’ny mpamaky sy mpijery azy ny fomba fiainana sy fihetsiketsehana tsy fahita loatra nataon’ny mpanankarena indrindra andaniny sy ny manana ny fahefana ambony indrindra ankilany tany amin’io firenena io. Oronantsarimihetsika nalaina avy tamin’ny mariazin’ny anabavin’i Gagik Tsarukian io ary...