Tantara tamin'ny Oktobra, 2007
Iran : Naiditra am-ponja ny Dr. Sohrab Razaghi, mpivoy ny fandalana ny zon'olombelona
Araka ny vaovao nambaran'ny blaogy Varesh [Farsia] dia naiditra am-ponja efa ho telo andro lasa izay, ny Dokotera Sohrab Razaghi izay mpisolovavan'ny zon'olombelona any Iran ! Tsy misy kosa mahalala...
Arzantìna : Efa nandresy sahady angaha ilay Ramatoa ?
Ny mpiblaogy El Opinador Compulsivo dia mihevitra fa « mazava ho azy » fa tsy maintsy mandresy Ramatoa Cristina Kirchner [vadin'ny filoha eo am-perinasa] fa mba fombafomba fotsiny ny anatanterahana...
Ozbekistana : Nampanginina indray ny feo hafa iray
Ny blaogy Beaudi's Blog dia midinidinika momba ny famonoana an-kerisatra nahazo ilay mpanao gazety Ozbekistana vao 26 taona monja tao an-tanànan'i Osh any amin'ny faritra manolo-bodirindrina amin'i Kyrgyzstana. Ity mpanao...
Syria : Fakana an-keriny ny mpiblaogy Rtoa Roukana Hamour
Fanampim-baovao : Omaly alina (26 Oktobra 2007), niantso anay an-taroby i Roukana Hamour. Salama tsara izy. Nataon'ny mpitandro filaminana mpiandraikitra ny fitsikilovana famotorana izy, mombamomba izay hafatra napetraky ny...
Iran : Taratasy fangatahana any amin'i Yahoo
Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia nanoratra taratasy fangatahana any amin'i Yahoo [Farsi] : « Yahoo mail has recently removed “Iran” from the list of world countries...
Arabia Saodìta : Ireo mpamily mamo
Ny mpiblaogy Saodiana Saudi Jeans dia mitatitra ny loza mihantona izay ampibaben'ireo mpamily mamo ny rehetra any amin'ny firenena izay raràna tanteraka ny fisotroana zava-pisotro mahamamo : « She is...
Faritry Balkan : « Resaka fiteny »
Ny blaogy Balkan Baby dia mitatitra mikasika ny « resaka fiteny » any amin'ny faritra Balkanika : « What language do we speak when we are in the countries that...
Afrika Atsimo : Tafatafa tamin'ny mpanao haiendrika hoan'ny WordPress
Ny mpiblaogy Nick dia nitafatafa tamin'ny mpanao haiendrika [designer] hoan'ny WordPress : « I recently decided that I need to do more interviews with great people in SA. The first...
Barbàda, Dôminika : Mpanao gazety notoriana tany amin'ny fitsarana
Ny blaogy Barbados Free Press na fahampahalalam-baovao malalaka any Barbada, dia mitatitra ny nitorian'ny Praiministry ny nosy any amin'ny fitsarana an'i Matt Peltier, mpanao gazety any Dominika. « It all...
Bahamas: Ny setrin'ny heloka bevava?
Ny mpikarajia amin'ny onjam-peo maro no mihevitra fa ny fanamafisana ny fanamelohana ho faty no ahafahana misoroka ny fitombon'ny heloka bevava. Miezaka hanazava ny heviny izay mifanohitra amin'izany fironan'ny be...