- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Egypta : Fahafahana hoan'ny Vehivavy

Sokajy: Ejipta, Fivavahana, Vehivavy sy Miralenta

Ny mpiblaogy Egypt Guy monina any Egypta dia mizara ity sarimihetsika [1] nototonsain'i Ahmed Sharif, teratany Egyptiana ity mba hamelana ireo Vehivavy ho tompon-tsafidy amin'ny lafiny ara-pivavahana.

Amira Al Hussaini [2]