- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika : Saritanin'izao tontolo izao sy ny fahalalana ny teo-javatra any an-toerana

Sokajy: Teknolojia

Ny blaogy White African dia mampiharihary izay ambaran'ny sarintanin'izao tontolo izao izay mirakitra ny làlana mifehy ny zava-pisotro mahamamo, momba an'i Afrika [1] :

« This map instead represents a real problem that we face in Africa: the lack of local content (data) available in a digital format. »

« Ity saritany ity dia mampiseho indrindra ny olana atrehintsika any Afrika : ny tsy fisian'ny fahalalana mikasika ireo toe-javatra misy eo an-toerana, izay azon'ny solosaina trandrahina avy hatrany »

Ndesanjo Macha [2]