- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Myanmar : Ny Aterineto sy ireo Mpanokantena

Sokajy: India, Myanmar (Birmania), Fanoherana, Teknolojia

Ny blaogy Sacred Media Cow [1] dia manazava fa ny figejan'ny fitondrana jadona ara-miaramila ny Aterineto dia mety ho nanampy tsy an-pidiny ireo Mpanokantena Birmana :

« The little fragments of information that did manage to get through got elevated to a level of ennunciative power that would not have existed had the internet not been shut down. »

« Ireo sombitsombim-baovao hany tafaporitsaka dia nasandratra ho toy ny feo mahery vaika, tsy ho nitranga mihitsy anefa izany raha toa ka tsy notapahin'ireo mpitondra jadona ny Aterineto. »