- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Barbada : Miblaogy koa ny ao amin'ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI

Sokajy: Karaiba, Barbady, Fampandrosoana, Hafanàm-po nomerika, Teknolojia, Toekarena sy Fandraharahàna

Ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI na Fonds Monétaire International | International Monetary Fund dia manana blaogy ary heverin'ny blaogy Living in Barbados [1] fa :

« this recent step into the blogosphere, and its subcategory the econoblogsphere will be interesting to watch. »

« Hahaliana ny hanara-maso ny fivoatr'ity dingana vaovao ao anatin'ny blaogosifera sy ny sampany misahana manokana ny blogasifera ara-harinkarena ity »

Janine Mendes-Franco [2]