- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Arzantìna : Raharaha fanampiny mahakasika ireo mpiasan'ny seranam-piaramanidina

Sokajy: Amerika Latina, Arzantina, Tsidika

Ny mpiblaogy Jorge Gobbi dia mampita amin'ny alalan'ny Blog de Viajes [Espagnôla] ny raharaha farany tsikaritra mahakasika ireo mpiasan'ny seranam-piaramanidina any Buenos Aires, Arzantìna [1] : dia ny fangalarana ny entan'ireo mpandeha.

Eduardo Avila [2]