- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Repoblika Dôminikana : Sarin'ireo mpanao ratsy voasambotra

Sokajy: Amerika Latina, Repoblika Dominikana, Teknolojia

Ny blaogy Remolacha.net [Espagnôla] dia mihevitra fa tsy maintsy halan'ireo mpanao ratsy izao ireto finday sy fakan-tsary vaovao nohon'ireo sary izay nosamboriny [1], izay ahitana ireo mpanao ratsy ireo voasambotra.

Eduardo Avila [2]