- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran : Naiditra am-ponja ny Dr. Sohrab Razaghi, mpivoy ny fandalana ny zon'olombelona

Sokajy: IrĂ na, Fitantanam-pitondrana, Zon'olombelona

Araka ny vaovao nambaran'ny blaogy [1] Varesh [Farsia] dia naiditra am-ponja efa ho telo andro lasa izay, ny Dokotera Sohrab Razaghi izay mpisolovavan'ny zon'olombelona any Iran ! Tsy misy kosa mahalala izay antony nampidirana am-ponja ity mpampianatry ny anjerimanontolo fahiny ity.

Hamid Tehrani [2]