Araka ny vaovao nambaran'ny blaogy Varesh [Farsia] dia naiditra am-ponja efa ho telo andro lasa izay, ny Dokotera Sohrab Razaghi izay mpisolovavan'ny zon'olombelona any Iran ! Tsy misy kosa mahalala izay antony nampidirana am-ponja ity mpampianatry ny anjerimanontolo fahiny ity.