- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Arzantìna : Efa nandresy sahady angaha ilay Ramatoa ?

Sokajy: Amerika Latina, Arzantina, Fifidianana

Ny mpiblaogy El Opinador Compulsivo dia mihevitra fa « mazava ho azy » fa tsy maintsy mandresy Ramatoa Cristina Kirchner [vadin'ny filoha eo am-perinasa] fa mba fombafomba fotsiny ny anatanterahana ny fifidianana ho filoham-pirenena vaovaon'i Arzantina [1] ka nahoana ary ny firenena :

« nos tomamos la molestia y todo el gasto de organizar una elección »

« no mandany andro sy vola hanatanterahana fifidianana [filoham-pirenena] »

Eduardo Avila [2]