28 Oktobra 2007

Tantara tamin'ny 28 Oktobra 2007

Arzantìna : Efa nandresy sahady angaha ilay Ramatoa ?

  28 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy El Opinador Compulsivo dia mihevitra fa « mazava ho azy » fa tsy maintsy mandresy Ramatoa Cristina Kirchner [vadin'ny filoha eo am-perinasa] fa mba fombafomba fotsiny ny anatanterahana ny fifidianana ho filoham-pirenena vaovaon'i Arzantina ka nahoana ary ny firenena : « nos tomamos la molestia y todo el...

Ozbekistana : Nampanginina indray ny feo hafa iray

  28 Oktobra 2007

Ny blaogy Beaudi's Blog dia midinidinika momba ny famonoana an-kerisatra nahazo ilay mpanao gazety Ozbekistana vao 26 taona monja tao an-tanànan'i Osh any amin'ny faritra manolo-bodirindrina amin'i Kyrgyzstana. Ity mpanao gazety ity dia fanta-daza sy fatra-panaja amin'iny faritra manomorona an'i Azia Afovoany iny, sady tsy nisalasala ny namoaka ampahibemaso ireo...