Tantara tamin'ny 27 Oktobra 2007
Syria : Fakana an-keriny ny mpiblaogy Rtoa Roukana Hamour
Fanampim-baovao : Omaly alina (26 Oktobra 2007), niantso anay an-taroby i Roukana Hamour. Salama tsara izy. Nataon'ny mpitandro filaminana mpiandraikitra ny fitsikilovana famotorana izy, mombamomba izay hafatra napetraky ny...