Iran : Taratasy fangatahana any amin'i Yahoo

Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia nanoratra taratasy fangatahana any amin'i Yahoo [Farsi] :

« Yahoo mail has recently removed “Iran” from the list of world countries in its signup page! We, therefore, ask Yahoo! to add Iran to the mentioned list again. »

« Nesorin'ny vohikala Yahoo mail vao tsy ela tao amin'ny lisitr'ireo firenena isafidianana mandritra ny fisoratana anarana i “Iran” ! Noho izany, dia mangataka izahay ny hamerenana indray an'i Iran ho isan'ny lisitra indray.  »

[Ity dia mbola tohin'ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Ary lasa aiza i Iran ao amin’i Yahoo ?]

Hamid Tehrani

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.