- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Arabia Saodìta : Ireo mpamily mamo

Sokajy: Arabia Saodita, Lalàna

Ny mpiblaogy Saodiana Saudi Jeans dia mitatitra [1] ny loza mihantona izay ampibaben'ireo mpamily mamo ny rehetra any amin'ny firenena izay raràna tanteraka ny fisotroana zava-pisotro mahamamo :

« She is complaining that they have to deal with impaired drivers every weekend, and it gets much worse during the Eid week every year. »

« Isaky ny faran'ny herinandro dia mampitaraina azy ny hiray arabe amin'ireo mpamily « vilavila » ary vao mainka aza miharatsy ny toe-draharaha isan-taona, mandritra ny herinandro masin'ny Eid [fety famaranana Ramadana, izay volana fifadian-kanin'ny Silamo]. »

Amira Al Hussaini [2]