- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika Atsimo : Tafatafa tamin'ny mpanao haiendrika hoan'ny WordPress

Sokajy: Afrika Atsimo, Teknolojia

Ny mpiblaogy Nick dia nitafatafa tamin'ny mpanao haiendrika [designer] hoan'ny WordPress [1] :

« I recently decided that I need to do more interviews with great people in SA. The first person I chose is Adii. He is a freelance WordPress designer but he’ll tell you more about that. Recently Adii has gained huge exposure on some of the biggest blogs around and this caught my eye. His portfolio is large and extends across the world. »

« Tapak'hevitra aho fotoana fohy lasa izay ny hanatanteraka tafatafa maromaro kokoa hampahafantatra ireo olomangan'i Afrika Atsimo. Ny safidiko voalohany dia i Adii. Izy dia mpanao haiendrika mahaleotena hoan'ny WordPress anefa dia izy no aleo hilazalaza izany aminareo bebe kokoa. Vao tsy ela akory izay dia maro amin'ireo blaogy be mpitsidika no nanaparitaka ny traikefany ary dia izany koa no nanintona ny masoko. Ireo zava-bitany dia sesehena sady mieli-patrana eran'izao tontolo izao. »

[FANAMARIHANA: WordPress dia isan'ireo vohikala mampiantrano maimaim-poana blaogy ary isan'ny maro mpampiasa indrindra eran-tany, isan'izany ny tenako sy blaogy.com | azo soloina vetivety foana amin'ny alàlan'ny fanoloana ny akanjo izay efa nomanin'ny mpanao haiendrika mialoha ny endriky ny blaogy]

Ndesanjo Macha [2]