- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Barbàda, Dôminika : Mpanao gazety notoriana tany amin'ny fitsarana

Sokajy: Karaiba, Barbady, Dominika, Fahalalahàna miteny, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Lalàna, Media sy Fanoratan-gazety

Ny blaogy Barbados Free Press [1] na fahampahalalam-baovao malalaka any Barbada, dia mitatitra ny nitorian'ny Praiministry ny nosy any amin'ny fitsarana an'i Matt Peltier, mpanao gazety any Dominika.

« It all started when The Times published an article asking how it was that the Prime Minister acquired a million dollars worth of real estate on his politician’s salary »

« Ny niandohan'ny zava-drehetra dia ny fanontaniana napetraky ny gazety The Times izay manontany ny fomba nahangonan'ny Praiministra, fananana ara-tany sy trano mitentina an-tampitrisany $ amin'ny karamany maha-praiministra azy [5'000 $ isam-bolana] »

Janine Mendes-Franco [2]