- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika : Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ?

Sokajy: Oganda, R.D. Kongo, Sierra Leone, Fifandraisana iraisam-pirenena, Toekarena sy Fandraharahàna

Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ? [1] :

« The latest project to hit the headlines is a $5 billion offer from the Chinese government to fund roads, railways, hospitals and clinics in the African Congo. Elsewhere, China is already “the biggest investor in the Sudan,” says the Seattle Times. In Freetown, the capital of Sierra Leone, office blocks, military headquarters and a refurbished stadium are all the work of planners from Beijing. In Uganda, Chinese money built the new State House. »

« Ny tetikasa farany izay hameno ireo matoan-dahatsoratry ny gazety izao dia ny fanomezan'i Shina 5 lavitrisa $ [milliards] hoan'ny Repoblika Demôkratikan'i Kôngô, mba hanamboarany ireo làlana, sy làlam-by, sy hôpitaly ary dispensera. Ankoatr'izay dia efa i Shina izao no “mpamatsy vola be indrindra any Sodana”, araka ny fanambaran'ny gazety Seattle Times.Any Freetown [azo adika ho tànana afaka na tanan'ny olona afaka], renivohitr'i Sierra Leôna, ireo tranobe misy birao, ny foibe fiadidian'ny miaramila sy ny fanarenana ny kianja filalaovana fanatanjahantena dia tetikasa avy any Beijing avokoa. Any Oganda, vola Shinoa no anorenana ny lapam-panjakana vaovao. »

Lahantsoratry ny Blaogy Natural Resource Issues Liberia.
Ndesanjo Macha [2]