Korea: Efitra fanovozam-baovao sy fahafahan'ny gazety

Nanapa-kevitra ny hanakatona ny Efitra Fanovozam-baovao ho an’ny Haino aman-jery araka ny efa nolazainy mialoha ny governemanta Koreana Tatsimo ny 12 oktobra lasa teo. Nanohitra izany tamin’ny heriny manontolo ny mpanao gazety ary nanasokajy io tranga io ho any amin’ny fahafahan’ny mpanao gazety Koreana ny Gazety iraisam-pirenena.
Ahoana hoy ny Olonineto amin’io? Samy manana ny heviny tokoa ny tsirairay.

…현재, 기자실의 폐지에 대한 논쟁은 3가지가 있다.

1. 정치권 : 기자실을 폐지하자는 것은 국민의 알권리를 맞는 행위다 그러니 다시 원상 복귀해라.

2. 언론사 : 기자실 폐지는 국민의 알권리를 막는 것이다. 위헌적 요소고 있다.

3. 블로그 ; 기자실? 그게 뭐죠? 그만의 링블에서는 본인의 경험담을 통해 기자실의 실상을 말하고 있다. 기자들이여 발로 취재하라는 것

…국민의 알권리를 주장하기 전에 기자들은 자신의 입장을 한번쯤 돌이켜보는 것이 필요하다는 것이다. 굳이 기자실을 폐지하지 않더라도 충분히 기존 취재 관행 즉, 기자와 공무원과는 무분별한 밀월 관계를 청산할 수도 있었을 것 같다….

이러한 면을 고려한다면, 응당 기자실이라는 것은 취재를 위한 편의 시설이 아니라, 기자와 해당 기관 사이의 둘 간의 관계를 위한 모임 장소로 작용할 뿐이다. 공보담당자는 기자와 언제든지 말하고 논의할 수 있고, 선배 후배하면서 해당기관의 안 좋은 기사를 올렸다 내렸다 한다.

기자실을 담당하는 부서, 공보 등의 부서들은 기자를 접대하는 듯하다. 그들의 손가락 하나가 자신의 목줄을 잡고 있으니 당연한 일이다.

언론사와 정치권은 왜 기자실 폐지를 국민의 알권리 주장하면서 위헌이라고 할까? 그 많은 기자들은 기자실이 없으면 기사를 못쓰나? 그들만의 쉴 공간을 만들어 달라는 것인지 등등이 고민스럽다. 흔히들 기자는 발로 뛴다고 하는데 요즘은 발로 뛰는 기자들은 몇 없다. 또, 기자실에서 나오는 기사는 대부분은 해당 기관에서 제공하는 보도자료에 준해 쓰는 경우가 많다고 본다.

혹시, 기자실의 폐지를 놓고 자신들의 처지가 애처롭게 될까봐 그러는 것은 아닌지 고민해봤으면 좋겠다.

물론 기자들의 취재를 활성화시키기 위한 편의 시설로 기자실을 제공하는 취지 자체는 좋은 것이다. 또한, 기자와 해당부서 담당자가 자유롭게 커뮤니케이션 할 수 있게 하는 것도 필요하다.
세번째, 네티즌들은 기자나 또, 그렇게 결단을 내린 청와대나 둘다 문제를 지적하고 나서고 있다.

시실 기자와 기자실, 어울리지 않는 모습이다. 본인들 스스로 일찌감치 정리를 하는 것이 좋은 모습이었을 것 같다. …

청와대는 너무 성급했다…..

Fijery telo momba ny fikatonan’ny efitry ny haino aman-jery ao amin’ny Trano Manga no hita.
1. Fijery Politika: Manohitra ny zon’ny vahoaka hahalala vaovao ny fanafoanana ny efitra fanovozam-baovao. Noho izany mila sokafana indray io.
2. Fijery Haino aman-jery: Midika fanakanana ny fampahalalana vaovao ny olona ny fanakatonana ny efitra fanovozam-baovao. Manitsakitsaka ny Lalampanorenana ny fanapaha-kevitry ny governemanta.
3. Fijerin’ny Bilaogera: Efitra Fanovozam-baovao? Inona izany? Miresaka ny traikefany momba ny fanovozam-baovaony ny Bilaogera. Ampiasao ny tongotrao raha te-hampahalala vaovao ry mpanao gazety a!Mialoha ny hiresahana ny zon’ny vahoaka hahalala vaovao, dia ilaina kosa raha mitodika kely amin’ny toerana misy azy ny mpanangom-baovao. Mialoha ny hitsikerana ny fanakatonana ny efitra fanangonam-baovao dia mila mandrava ny fifampikasokasohana be loatra amin’ny mpikambana ao amin’ny governemanta ny mpanao gazety.
Toerana nifanarahana ho fihaonana sy fanaovana tatitra eo amin’ny mpanangom-baovao sy ny mpitondra fanjakana ny efitra fanangonam-baovao. Afaka miresaka amin’ny mpanangom-baovao isaky ny fotoana ilana izany ny tompon’andraikitry ny serasera amin’ny sampan-draharaham-panjakana ary miankina amin’ny fifandraisan’ny roa tonta ny ho endriky ny lahatsoratra hivoaka.
Hita fa ampiasain’ireo tompon’andraikitry ny serasera ireo tokoa ny mpanangom-baovao. Misy fiantraikany amin’izay lazain’ny mpanao gazety tokoa manko ny asany. Nahoana moa no mikiry ny mpanao gazety sy ny mpanao politika milaza fa tsy ara-dalàna ny fanakatonana ny efitra fanovozam-baovao? Fa angaha tsy mahita hosoratana ny mpanangom-baovao raha tsy misy efitra fanovozam-baovao intsony? Mila toerana fialan-tsasatra angaha izy ireo? Araka ny fahafantarana azy dia mila mivezivezy ny mpanangom-baovao raha te-hahita vaovao, nefa toa tsy izany intsony no mitranga tao ho ao. Ary fanampin’izany dia mifototra amin’izay lazain’ny mpitondra teny avy amin’ny fitondrana fotsiny ny lahatsoratra avy amin’ny efitra fanangonam-baovao.
Tsapako fa ny antony anoheran’ny mpanao gazety ny fanakatonana ny efitry ny mpanao gazety dia ny fiadanan’izy ireo amin’ny fisiany.

Tsara tokoa fa fanangonam-baovao be dia be ao anatin’ny fotoana haingana ny fisian’ny efitry ny mpanao gazety. Ilaina tokoa ny fifaneraserana matotra eo amin’ny mpanao gazety sy ny eo amin’ny fitondrana.

Ny olana eo amin'ny Olonineto dia ny roa tonta mihitsy, ny mpanangom-baovao sy ny trano manga.Tsy mijery tsara izy roa tonta. Efa tokony ho ny mpanangom-baovao no lasa mialoha…toa lala-manivaka loatra manko ny vaovaon'ny Trano Manga.

Ny zavanisy tany amin'ny firenenkafa sy ny tantara no ahafahana mahafantatra ny antony nilana ny Efitra ho an'ny mpanao gazety.

기자실 폐쇄에 대해서는 그 동안 많은 시도가 있었다. 김대중 정부 때도 언론개혁’을 언급한 이후 기자실 폐쇄에 대한 논쟁이 있어 왔으며 해결책을 쉽게 찾지 못한채 흐지부지 되었던 난제였다.
미국만 보더라도 우리처럼 기자단이 기자실을 상주하는 공간의 개념은 아니다. 백악관이나 국무성 등 큰 기관에는 기사작성이나 송고를 위한 작업장으로 기자실이 있을 뿐이다.

영국 역시 기자실, 기자단이 없음은 물론이고 기자들이 앉아 일을 할 수 있는 공간이 의회와 런던 경시청을 제외하고는 찾기 힘들다.
우리의 기자실 운영 형태는 일본을 답습한 것으로 일본의 기자단은 1910년 이후 각
정부기관에 생기기 시작, 태평양전쟁이 시작되자 정부가 신문을 통제하기 위한 수단의 하나로 ‘신문연맹’을 만들어 정부기관의 발표를 기자단을 통해서만 일률적으로 하도록 함으로써 개별적인 기자활동에 제약을 가하기 위함이었다.

그 동안 기자실은 ‘관•언 유착의 고리'의 통로로, 폐쇄적인 운영과 정보독점, 보도자료에 의존한 기사 쓰기 방식, 기자실 운영비로 인한 혈세 낭비, 촌지 수수 등의 의혹을 떨칠 수 없었다.

Efa nisy ihany ny fiezahana hanakatonana ny efitry ny mpanao gazety. Taorian'ny fanavaozana ny haino aman-jery nandritra ny governemanta Kim Dae-jung, dia efa niadian-kevitra fatratra ny hanafoanana na tsia ny efitry ny mpanao gazety, saingy niafara tamin'ny fehin-kevitra sadasada moa izany.
Tsy fitoerana fipetrapetrahan'ny mpanangom-baovao ny efitry ny mpanao gazety any Amerika.Ny anjara asany ao amin'ny Trano Fotsy sy ny minisiteran'ny raharaham-pirenena dia fanoratana fitateram-baovao sy fandefasana izany any amin'ny haino aman-jery samihafa.Any Angletera, dia tsy misy efitra ho an'ny mpanao gazety izany ary tsy misy toerana ahafahan'ny mpanangom-baovao ipetrahana sy iasany akory afa-tsy ao amin'ny Antenimiera sy ao amin'ny foiben'ny polisy [New Scotland Yard].

Ny fomban'i Japana no narahintsika. Taorian'ny taoona 1910 dia samy nanana ny vondron-gazetiny ny mpikambana ao amin'ny governemanta tsirairay avy.Ary rehefa narehitr'izy ireo ny adin'ny Ranomasimbe Pasifika dia nanangana ny “newspaper alliance”[fiaraha-miasan'ny gazety]ny governemanta hanarahany maso ny gazety sy ny asan'ny tsirairay avy.
Noahiahiana ho andrin'ny “fifandraisana akaiky eo amin'ny governemanta sy ny media” io efitry ny mpanao gazety io, voafaritra ao anatin'izany fifandraisana mifamatotra izany ny fanaovana ampihimamba sy fikarakarana ho azy samirery ny fikirakirana vaovao, lahatsoratra sy vaovao mivoaka araka ny fironan'ny gazety, fandaniana amin'ny tsy antony ny hetram-bahoaka amin'ny fikarakarana ny efitra ho an'ny mpanao gazety, ary ny felaka azon'ny mpanao gazety [felaka no fiteny amin'ny vola omena mpanao gazety mba amohanay lahatsoratra iray izay dokambarotra ambadika no tena izy].

Manontany hatrany izay tena ilana ny efitra ho an'ny mpanao gazety ny bilaogera.

…신문사도 영리단체 아닙니까 ? 신문팔고 광고팔아 수익을 올리고 있지않습니까 ?
그렇다면 취재할때 당연히 취재료 줘야하고 기자실이 필요하다면 언론사에서 운영해야지 그걸 왜 기관에서 운영하도록 합니까 ?

그리고 지금은 모바일 시대로 언제어디서나 장소에 구애받지 않고 기사송고를 할 수 있습니다. 왜 60년대 식 기자실이 있어야 합니까 ?

막막로 기자실이라는게 해당기관에서 주는 보도자료 받고 좀 심하게 이야기하면 커피마시고 좀 쉬다가 오는곳 아닙니까 ?…

모바일시대에 걸맞는 언론인이되십시요. 그리고 기관의 보도자료도 이제 기자실에서 받지말고 이메일로 받으세요. …60년대에 교통과 통신이 불편해서 멀리 온거 고려해서 기자실이 있다구 하지만
지금은 교통편리, 통신편리 .. 무슨 기자실이 필요해요.

…moa ve tsy vondrona mitady tombotsoa ny media? moa tsy misy tombombarotra azon'izy ireo amin'ny vidin'ny gazety sy ny dokambarotra azony? koa raha mila ny efitra ho an'ny mpanao gazety izy ireo, nahoana no tsy izy ireo no hikarakara azy fa avela ho an'ny governemanta izany?
Manampy izany, efa vanim-potoanan'ny finday izao. Afaka mandefa ny vaovaony avy any amin'ny toerana rehetra sy amin'ny fotoana rehetra izy ireo koa inona indray no ilana efitra ho an'ny mpanao gazety tahaka ny tamin'ny taona 1960?
Mivolana imaso, hono, tsy mba kilema fa moa tsy tahaka toerana hakany vaovao, hisotrosotroana kafe ary hialan-tsasatra ho an'ny mpanao gazety ny efitra ho an'ny mpanao gazety?…
Aoka ho mpanao gazety mifanaraka amin'ny vanim-potoana e! Afaka mahazo vaovao amin'ny alalan'ny mailaka ianao, fa tsy voatery amin'ny alalan'ny efitra fanovozam-baovao (karakarain'ny fanjakana). tamin'ny taona 60 anie no tsy mbola tsara ny fifandraisandavitra sy ny fitaterana e!dia izay no nilana ny efitra ho an'ny mpanao gazety. Koa inona indray moa no mbola ilany efitra fanovozam-baovao amin'izao fotoana izao?

Nohazavain’i Kaonic mazava tsara avy tao amin’ny sombim-pandaharana tao amin’ny fahitalavitra ny dikan’ny fanakatonana ny Efitra fanovozam-baovao ao amin’ny Trano Manga.

…간만에 즐거운 100분 토론이다. 그래서 결론은 100분 토론을 통해 기자실 문제에 대해 확실히 알게 되었다는 것. 현재 송고실이라고 쓰고 기자실이라고 읽는 장소가 조금 줄었을 뿐이며, 전부 일거에 사라진 것은 아니라는 것을 알았다. 모든 언론사에 똑같은 정부의 자료가 제공되며, 똑같은 브리핑을 받을 수 있단다. 여기서 더 알고 싶으면 발로 뛰어야 하지 않을까? 기자실이 돌아다니며 취재하는 것과 무슨 상관이 있단 말인가. 빠른 소식의 전달? 한 두 시간 늦어도 상관없으니 PC방에 가서 송고해도 되잖은가. 기자실 통폐합은 정부의 취재요청 거부나 차별만 효과적으로 없앨 수 있다면, 점진적으로 유익해 질 것 같다. 기자들은 이제 발로 좀 뛰어 다니고, 몸 좀 굴려야 겠다… 뛰어라!

Nahaliana tokoa ilay fandaharana naharitra 100 minitra. Azoko tao ny olana nanjo ny Efitra fanovozam-baovao. Dia fantatro fa tsy tena nanjavona hatreo ny amin’ny Efitra fanovozam-baovao. Nihakely kokoa ny toerana hanoratana lahatsoratra. Homena ny haino aman-jery rehetra ny fampitam-baovao avy amin’ny governemanta ary mbola mahazo fahafaham-po izay mpanao gazety mangataka fihaonana. Koa raha te-hahalala vaovao ny mpanangom-baovao, moa tsy tokony ho amin’ny herin’ny tenany no andehanany? Inona indray moa no mbola ilany io efitra io? Mba hanaovana vaovao tselatra? Mbola tsara anie na tratra aoriana ora iray na roa aza e! Afaka mamoaka ny vaovaony any amin’ny foibeny izy. Tsara kokoa ary ny fanafoanana ny Efitra fanovozam-baovao raha hitany ny vahaolana amin’izay mety ho fanavakavahana sy fanilikilihana mety hahazo azy ireo rehefa misy ny valan-dresaka. Mila mihazakazaka ny mpanao gazety manomboka izao…Alefa!

Na izany aza dia misy ny mihevitra ny raharaha ho lasa aloha loatra.

…그러면서 한가지 느꼈던 것들은 지금 정부기관 기자실에 대해서 메어저 언론사에 주어진 독점적인 구조나 기득권에 대하여 우리사회에 메이저, 마이너 관계없이 다양한 기자들이 들어와 취재를 할 수 있는 ‘취재의 자유’가 주어져야 한다는 생각이 들었습니다.

제가 알기론 기자실이나 송고실 같은 곳에서 언론사별 등급처럼 여겨지는 것들도 사실 문제라고 생각합니다. 이 같은 문제의 중심에는 정부기관도 한몫 거들고 있기는 한가지입니다. 만약 저 같은 활동가가 들어가 취재를 한다는 것 사실 쉽지 않은 문제이거든요….

…필자의 관점에서 이번 기자실 통폐합은 인식의 전환이 필요한 것 같습니다. 특히나 청와대는 언론과의 많은 싸움을 벌여왔습니다. 위에서도 지적했지만 이번 기자실 통폐합도 정부나 청와대가 더 큰 권력을 가지고자 한다는 생각을 떨칠 수 없습니다. 이는 언론의 역할을 제약하는 행위가 분명합니다.(보수 언론의 개혁과는 별개 사안임을 강조합니다) 다른말로 국민을 속이는 ‘정치적 쇼'에 불과하다는 이야기입니다.

필자는 이번 정부의 기자실 통폐합은 나중에 해도 늦지 않을 내용이라 생각합니다. 중요한 부분은 먼저 선행되어야 할 문제들이 더 많다는 이야기와 다르지 않습니다. 해서, 정부와 청와대 스스로 무엇을 성찰해야 하는지 것인지 그리고 정부와 청와대 스스로 무엇을 혁신해야 하는지 돌아보아야 할 것입니다.

Raha heverina hoe manao ampihimamba ny haino aman-jery lehibe amin'ny ankapobeny, dia mihevitra aho fa malalaka kokoa hanangom-baovao izay mpanao gazety avy amin'ny haino aman-jery lehibe mifindra any amin'ny haino aman-jery madinika.Araka ny fahalalako dia nametraka olana ihany ny fifantenana izay afaka miditra ho ao amin'ny Efitra fanovozam-baovao. Ary heveriko fa manampy trotraka amin’ity olana ity ny governemanta. Ny olo-tsotra sahala amiko (mpibilaogy mpanangom-baovao) dia sahirana mihitsy rehefa hanangom-baovao…
…ilaina mihitsy noho izany ny miova fijery, araka ny hevitro, momba ny fanafoanana ity efitra fanovozam-baovao ity. Ny tao amin’ny Trano manga manokana aloha dia nifandrafy matetika tamin’ny haino aman-jery. Sarotra ny tsy hieritreritra fa te-hahazo fahefana bebe kokoa ny governemanta. Te-hanaramaso ny haino aman-jery izy (tiako avoitra fa tsy tafiditra amin’izany kosa ny haino aman-jery mpitandro ny mahazatra). Amin’ny fomba fiteny hafa dia tahaka ny ‘fihetsiketsehana politika’ mandiso fanantenana vahoaka.

Mieritreritra aho fa afaka ny manafoana ny efitra fanovozam-baovao ihany any aoriana any ny fitondrana fa mbola misy zavatra maromaro tokony hovahana aloha.Tokony hahalala izay tontosainy ny governemanta sy ny Trano Manga ary tokony ho fantany ihany koa izay mila havaozina.

Hyejin Kim

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.