- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Borkina Fasô : Mpanao gazety voavidy

Sokajy: Borkina Faso, Fitantanam-pitondrana, Media sy Fanoratan-gazety, Politika

Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny androm-pirenena natokana hoan'ny fampahalalam-baovao [1] izay nankalazaina tany Borkina Fasô :

« La solidarité entre journalistes est difficile vue les intérêts contradictoires et l’existence de certains obstacles : la sollicitation des hommes politiques, les flatteries des personnalités, les luttes concurrentielles et la pauvreté des journalistes. »

« Sarotra be ny hiraisan'ny mpanao gazety hina nohon'ny mbola fipetrahan'ireo tombontsoa mifanipaka sy ireo olana samihafa toy : ny fanambatabazan'ireo mpanao pôlitika, ny fandokan'ny olombe, ny ady an-trano sy fifaninanana ary ny fahantran'ireo mpanao gazety. »

Jennifer Brea [2]