Tantara tamin'ny 24 Oktobra 2007
Korea: Efitra fanovozam-baovao sy fahafahan'ny gazety
Nanapa-kevitra ny hanakatona ny Efitra Fanovozam-baovao ho an’ny Haino aman-jery araka ny efa nolazainy mialoha ny governemanta Koreana Tatsimo ny 12 oktobra lasa teo. Nanohitra izany tamin’ny heriny manontolo ny...
Benin : Niletika ny filaharan'i Benin ara-pahalalahana ara-fampahalalam-baovao
Ny blaogy Babilown dia manome ny heviny momba izay antom-pihemoran'ny filaharan'i Benin eo amin'ny sehatry ny fahalalahana ara-fampahalalam-baovao araky ny filaharana izay avoaky ny fikambanana Reporters Sans Frontières [RSF] isan-taona...
Kôngô (RDK) : Ny fahitan'i Che Guevara an'i Laurent Kabila
Azo ambara fa ampitenenin'ny mpiblaogy Alex Engwete ny tantara raha nadikany amin'ny teny Frantsay ny fijerin'i Che Guevara an'i Laurent Kabila fahizay [fony izy mbola mpiady anaty akata, taloha elaben'ny...
Borkina Fasô : Miverina avy any an-tsesi-tany i Mariam Sankara
Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny kabary fisaorana nataon'i Mariam Sankara vady navelan'ny filoha izay maty tamperin'asa nandritra ny fanonganam-panjakana roampolo taona lasa izay : « c'est avec beaucoup...
Borkina Fasô : Mpanao gazety voavidy
Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny androm-pirenena natokana hoan'ny fampahalalam-baovao izay nankalazaina tany Borkina Fasô : « La solidarité entre journalistes est difficile vue les intérêts contradictoires et l’existence...
Tanzania : Tsy heverin'ny Tanzaniana ho toy ny fahavalo intsony ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI
Ny blaogy Tanzania Common Cents dia manambara momba ny fifandraisan'i Tanzania amin'ny FMI : « While it is true that over the years Tanzania has graduated in her relationship with...