- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Borkina Fasô : Sarimihetsiky ny lasin'ny ankizy

Sokajy: Borkina Faso, Fivavahana, Tanora

Ny blaogy under the Acacias dia maneho sarimihetsika ahitana ny lasin'ny ankizy natao tany Borkina Fasô [1] :

« Here is a short 4 minute video with clips of the Kids Camp run in Gorom-Gorom, Burkina Faso in August. It was run jointly by the churches of Gorom-Gorom, and by Glenwood Church.
We had planned for about 100 children, and ended up with over 200 – about half from Christian homes, and half from Muslim families. It was excellent! »

« Indro sarimihetsika fohy, 4 minitra ahitana ireo ankizy izay nandray anjara tamin'ny lasin'ny ankizy notanterahina tany Gorom-Gorom, any Borkina Fasô tamin'ny volana Aogositra lasa teo. Izany lasy izany dia teo ambany fiadidian'ireo fiangonana any Gorom-Gorom sy ny fiangonana any Glenwood.

Nomaninay hoan'ny ankizy miisa 100 eo ho eo tany am-piandohany ary nihoatry ny 200 ireo ankizy nony farany – ny antsasany Kristiana ary ny antsasany kosa avy amin'ny fianakaviana Mozolmana. Tena tsara be ! »

Ndesanjo Macha [2]